ByMahandry

Déc 11, 2021
Spread the love

Tanjon’ny ministeran’ny Rano sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana ny hampiakatra 60 isan-jaton’ny malagasy hisitraka rano fisotro madio, sy 55 isan-jaton’ny malagasy hisitraka toerana fidiovana tsotsotra, ary hampihena 90 isan-jaton’ny ny fangerena akalamanjana hatramin’ny taona 2023. Ireo no nivoitra nandritry ny dinika nataon’ny ministera niaraka tamin’ireo mpamatsy vola sy mpisehatra rehetra ao amin’ny rano, sy ny fanadiovana ary ny fidiovana

Laisser un commentaire