ByMahandry

Déc 8, 2021
Spread the love

Tanora miisa 40 avy amin’ny faritra Androy sy Anôsy no nisitraka fiofanana mikasika ny fanamboarana lakana sy fitaovam-panjonoana. Naharitra 45 andro ny fiofanana izay notanterahina tao Mahajanga renivohitry ny faritra Boeny. Izy ireo ihany no hampiofana ny namany. Tohana sy tantsoroka avy amin’ny fitondram-panjakana, ny Ministeran’ny Jono sy toe-karena manga ary ny GIZ PrAda no nahafahana nanatanteraka izany.

Laisser un commentaire