ByMahandry

Déc 7, 2021
Spread the love

Tovovavy 16 sy 14 taona  nandositra avy any Tanambao Besakay no hitan’ny olona nirenireny tao Ambodimanga Ambatondrazaka . Nilaza izy 2 vavy fa nisy naka an-keriny ka tafatsoaka raha nanamafy kosa ny renin’ilay zaza 16 taona nanaraka azy ireo  fa nanaraka lehilahy no nialan’izy ireo tao an-trano .

Efa eo an-dalam-panadihadiana ity raharaha ity ny mpitandro ny filaminana any an-toerana

Laisser un commentaire