ByMahandry

Nov 14, 2021
Spread the love

Hanomboka amin’ny fiandohan’ny taona 2022 ny fanarenana ny lalana 130 km mampitohy an’i Mahanoro sy Marolambo. Vola mitentina 15 miliara Ariary no atokan’ny Fitondram-pankana hanamboarana izany.

Ny minisitry ny Asa Vaventy, Hatrefindrazana Jerry no nanambara izany androany alahady 14 novambra tao amin’ny Bac Menagisy, any amin’ny faritra Atsinanana.

Laisser un commentaire