ByMahandry

Oct 28, 2021
Spread the love

Olona miisa 11 no voarohirohy tamin’ny fanafihana banky iray tao Ilakaka, izay nahaverezana vola manodidina ny 900 000 000 ar teo eo, lehilahy 9 ary vehivavy 2.

Tafiditra ao anatin’ny voarohirohy ny talen’ny banky sy ny lefiny. Natolotra ny fampanoavana izy ireo ny 25 Octobra teo, ary nampidirina amponja any Tsiafaha ny lehilahy miisa 7, ary nampidirina eny Antanimora ny vehivavy miisa 2 izay talen’ny banky ny iray, ny roa kosa nahazo fahafahana vonjimaika (LP).

Laisser un commentaire