Nahitana trangana coronavirus miisa 4 tao Morondava ny 18 hatramin’ny 27 oktobra. Tsaboina any an-tokantrano ary arahi-maso ny fahasalaman’izy ireo. Manoloana izany, niroso tamin’ny fanentanana ho fanairana ireo tomponandraikitra ny talem-paritry ny fahasalamana any an-toerana hisorohana ny fiparitahan’ny covid-19 ao amin’ny faritra Menabe.
Dépêche Informative Taratra Menabe