Fisokafan’ny sisintanin’i Madagasikara : “Ny seranam-piaramanidina any Nosy be sy ny eny Ivato ihany hatreto no tapaka tanatin’ny filankevitry ny minisitra fa hosokafana amin’ireo zotra miditra sy mivoaka an’i Madagasikara,” hoy ny minisitra Lalatiana Andriatongarivo.