ByMahandry

Oct 16, 2021
Spread the love

80% ny asa fanam-boarana ny digue ao Ambalabe Befanja, distrikan’i Mahajanga II amin’ny Asara no efa vita. Norariana tany mainty ary nambolena akata ny sisin-dalana hiadiana amin’ny fikaohan’ny riaka. Ho vita tanteraka mialohan’ny fahavaratra ny lalàna. Tsy hitoka-monina toy ny teo aloha intsony araka izany ny mponina ao an-toerana rehefa fahavaratra aorian’ny fahavitan’ity fotodrafitrasa ity.

Laisser un commentaire