Tokanana androany maraina ny toerana fialam-boly sy fitsangantsanganana etsy Analamanga Park, rehefa avy nohavaozina sy nitarina. Mitarika izany ny Filohampirenena Rajoelina Andry.