Voafidy ho filohan’ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara tamin’ny isam-bato 775 ny kandida tokana Rasoloarison Monica sy ny lisitra tarihiny. Voka-pifidianana ofisialy, navoakan’ny vaomiera itambarana misahana ny fikarakarana ny fifidianana androany.