ByMahandry

Oct 5, 2021
Spread the love

Fendrahana fanafody mamono bibikely isanandro ireo fiara fitateram-bahoaka miisa 400 mifamezivezy eto Antananarivo. Natao izany ho fisorohana ny mety hiverenan’ny valanaretina Covid-19, indrindra rehefa misokatra ny sisin-tany.

Eny amin’ny ”terminus” no hanatanterahana izany, ho fanajana ny filaminana.

Laisser un commentaire