Hotontosaina anio hariva any Taolagnaro ny famindram-pahefana eo amin’ny governoran’ny faritra Anosy teo aloha, Hatrefindrazana Jerry, notendrena ho minisitry ny Asa vaventy, sy ny governora vaovao, Raharimbola Jocelyn, notendrana nandritry ny filankevitry ny minisitra ny alarobia lasa teo.