ByMahandry

Sep 28, 2021
Spread the love

Efa afaka misitraka fampianarana teny sinoa maimaimpoana kanomboka izao ny miaramila sy sivily eo anivon’ny ministeran’ny Fiarovam-pirenena sy ny Etamazaoron’ny Tafika, vokatry ny famerenana ny fiaraha-miasan’ny ministera sy ny masoivohon’i Sina.

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly 27 septambra tetsy Ampahibe ny fampianarana. Tanjona ny haha matihanina ny miarila sy hahafahan’izy ireo mandranto fiofanana any ivelany. “Ny fifehezana ny teny vahiny, tosiky ny fiarovam-pirenena”, io no teny filamatry ny ivon-toeram-pampianarana teny vahiny eo anivon’ity ministera ity.

Laisser un commentaire