ByMahandry

Sep 25, 2021
Spread the love

Nandray anjara tamin’ny famelabelarana nataon’ireo Minisitra miandraikitra ny kolontsaina voatsonga avy amin’ireo tany miteny frantsay ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Lalatiana Andriatongarivo nandritra ny lanonana famaranana ny « Etats généraux du livre en langue française ».

Laisser un commentaire