ByMahandry

Sep 25, 2021
Spread the love
Hifarana anio 25 septambra ny Fikaonan-doham-paritra momba ny fambolena sy fiompiana ary ny jono, karakarain’ny faritra Menabe miaraka amin’ny tan-tsoroky ny mpiaramiobonantoka izay miompana amin’ny lohahevitra hoe :
« Fahafahanan’ny faritra Menabe miatrika ny fambolena, fiompiana ary ny jono ao anatin’ny fiovan’ny toetr’andro, sy ny hoe : « Ny anjara andraikitrin’ny sehatra tsy miankina amin’ny fanohanana ny fambolena, fiompiana ary ny jono lovainjafy ».

Laisser un commentaire