100 taonan’ny SEMIPI any Fianarantsoa : ny filoha Rajoelina no hitarika ny lanonana.
- 25 mai 2023
Hotontosaina any Fianarantsoa anio alakamisy 25 may ny fankalazana ny faha 100 taonan’ ny Sekoly miaramilam-pirenena (SEMIPI). Hitarika ny lanonana ara-miaramila ho fanamarihana izany ny filoham-pirenena Andry Rajoelina, sady lehibe Faratampon’ny Foloalindahy.
mialy